![]()
Hatramin’izao, mampikaikaika ny maro hatrany ny fidangan’ny vidim-piainana… tsy voafehy. Vao mainka miharihary izany amin’izao fety izao? Tsy hita be ihany izay tena fanamaivanana ahay izany. Hatramin’izay, tsy misy izany hoe fidinan’ny vidim-piainana izany. Ny fitazonana azy tsy hihetsika firy, angamba, no misy, raha hisy; nefa saika tsy maharitra ela loatra, fa mandalo ihany arakaraka […]