![]()
« Nametraka tantara ho an’i Afrika iray manontolo ny arseveka Desmond Tutu tamin’ireo ady maro nataony ho fiarovana ny zon’olombelona sy ny fahafahana ». Io no anisan’ny nambaran’ny filoha Rajoelina Andry, manoloana ny fodiamandrin’ity lehilahy manana ny maha izy azy eo amin’ny tantaran’i Afrika Atsimo sy ny kaontinanta afrikanina, eny, manerana izao tontolo izao mihitsy aza. Tsiahivina […]