![]()
Noho ny loza an-danomasina sy ny fahafatesan’ireo olona nilatsahan’ny varatra tany Tsitoanomandidy, manao antso amin’ny mpino katolika ny Fivondronamben’ny eveka mba hiombom-bavaka eo anatrehan’izany… “Na faly isika na ory, hanokana ny 28 desambra, fetin’ireo zaza tsy manan-tsiny, ny Fivondronamben’ny eveka katolika eto Madagasikara hivavahana manokana ho an’ireo havana malagasy matin’ny loza an-dranomasina tany atsinanana sy […]