Quantcast
Channel: Newsmada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 70813

Nozeraina vato…: votsotra ireo jiolahy namona olona

$
0
0
Niakatra fitsarana ny raharaha momba ny vonoan’olona feno habibiana nihatra tamina raim-pianakaviana iray tao Andohasambahoaka, fokontany Anoro Centre, kaominina ambanivohitra Faliarivo, distrika Andramasina, ny 14 janoary 2021. Na teo aza ny vesatra nanenjehana ireo nahavanon-doza, nahavariana ny fianakaviana ny nahavotsotra ireo jiolahy tompon’antoka tamin’ity vonoan’olona ity. Voalaza fa novelesina tamin’ny hazo sy nozerana vatobe teo […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 70813

Latest Images