Développement personnel: Bekoto donne de précieux conseils et astuces
Depuis le mois d’octobre, l’association African leader for Africa (Alfa) Madagascar organise une série de formation en développement personnel. La prochaine session sera animée par Bekoto, le chanteur...
View ArticleBûche de Noël : la tradition n’est plus ce qu’elle était
Auparavant, les associations organisent toujours des opérations Bûche de Noël, dans le but de récolter des fonds. Mais cette année, peu d’entre elles ont perpétué cette démarche. D’ailleurs, les bûches...
View ArticleAkany Fialofana Tangaina Ampitatafika : une solidarité de la part des rockers
Tous les ans, une communauté de rockers de la capitale se donne rendez-vous pour effectuer un geste de solidarité envers les enfants défavorisés. Cette année, l’activité s’est tenue le 24 décembre...
View ArticleAnkoatra ireo loza an-dranomasina…: ravan’ny afo ny tsena 80 tafo ao Ambinany...
Nahita faisana mihitsy! Sesilany ny loza nandratrana sy namoizana ain’olona tao amin’ny distrikan’i Soanierana Ivongo, faritra Analanjirofo. Ankoatra ny loza an-dranomasina, izay namoizana ain’olona...
View ArticleTetezan’i Tongobory…: karandalana nivadika, olona telo maty
Nitrangana lozam-piarakodia namoizana ain’olona indray tao amin’ny kaominina Tongobory, distrikan’i Betioky Atsimo, faritra Atsimo Andrefana, ny zoma vao maraimbe. Taksiborosy mercedes “karandalana”...
View ArticleNy filoha Rajoelina…: “Miaramila tia tanindrazana ny Kly Hery Rakotomiliarison “
“Vonton’alahelo ny fo ary mitamberina ao an-tsaina ireo fotoana rehetra niarahana tamin’ny Kly Hery Rakotomiliarison”, hoy ny filoham-pirenena Andry Rajoelina sady filoha faratampon’ny Foloalindahy...
View ArticleNandritra ny fetin’ny Noely: moto 36 voasakana, fiara dimy nandraisana fepetra
Manoloana ny tsy fanajana ny fepetra ara-pifamoivoizana, moto 36 voasakan’ny teo anivon’ny polisim-pirenena, ny asabotsy lasa teo. Voasakana noho ny tsy fanaovana aro loha sy tsy fisiana «...
View ArticleTseletra
Fiara miaramila nandona olona… Lehilahy lehibe iray 62 taona eo ho eo no voafoakan’ny fiaran’ny 1°RTS teny amin’ny lalan’ny By-Pass ny alin’ny 25 desambra teo, tokony ho tamin’ny 8 ora sy sasany alina....
View ArticleNamonjy ny sasakalin’ny Noely…: mpiangona 12 indray maty nilatsahan’ny varatra
Loza nahatsiravina ! Trano fiangonana iray tao amin’ny tanànan’i Betsipolitra, fokontany Marofarihy, kaominina ambanivohitra Ankerana Avaratra distrikan’i Tsiroanomandidy no nilatsaham-potaka ny...
View ArticleAvadika ho ambadika politika izay atao
Politika na azo avadika ho izany avokoa ny zava-drehetra? Misy mihevitra hatrany fa politika na misy antony sy vokany amin’izany avokoa izay mitranga sy atao rehetra....
View ArticleHandraisana ireo marary ahitana tranga antoniny: hisokatra indray ny CTC...
“Hiverina hisokatra sy handray an-tanana ny olona mararin’ny Covid -19 amin’ny sokajy moderé na antoniny indray ny centre de traitement de Covid-19 (CTC) eny Soamandrakizay manomboka anio”, araka ny...
View ArticleNy 18 hatramin’ny 24 desambra: 31 ireo lavon’ny Covid 19, 2651 ny tranga...
2 651 ny tranga Covid-19 vaovao tamin’ny fitiliana 13 701 natao ny 18 ka hatramiin’ny 24 desambra lasa teo, araka ny antontanisa nivoaka ny faran’ny herinandro. 2 284 tranga vaovao anatin’ny faritra...
View ArticleFanamarihana ny Noely: notoloran’ny filoha Rajoelina 112 tapitrisa Ar ny...
Toy ny fanaony isan-taona, tsy manandino ny miombom-bavaka amin’ny vahoakan’ny fikambanana Akamasoa ny filoha mivady miaraka amin’ny zanany rehefa krismasy. Nitondra vatsy lehibe sy fanomezana ho an’ny...
View ArticleAdy amin’ny covid19: nanome fanampiana sy moto ny masoivohon’i Chine
Notanterahina ny zoma teo ny fanolorana fitaovana entina miady amin’ny covid19 avy amin’ny masoivohon’i Chine ho an’ny minisiteran’ny Fahasalamam-bahoaka. Nahitana moto 20 izany ka ny 18 natao...
View ArticleMandritra ny fety/ Manohy ny asa fanadiovana ny CUA
Nanao ny ezaka rehetra mba hahafahan’ny mponin’Antananarivo mifety anaty tanàna madio ny kaominina Antananarivo Renivohitra. Nanohy ny asa fanadiovana ny tanàna rehetra ny ekipan’ny CUA nandritra ny...
View ArticleJery todika 2021: vaovao ny mpikamban’ny HCC, Antenimierandoholona, Ceni
Andrimpanjakana telo no nohavaozina ny mpikambana ao amin’ity taona ity. Eo ny HCC, ny Antenimierandoholona, ny Ceni. Jery todika… Ny 8 avrily 2021 no nanao fianianana ireo mpikambana vaovao eo...
View ArticleFilaharana ao amin’ny (FIFA): tsy nihetsika teo amin’ny faha-101 ny Barea
Tena marary ny baolina kitra malagasy. Porofon’izany, tsy nisy fihetsehany fa nijanona teo amin’ny toerana nisy azy teo aloha ihany ny Barea de Madagascar eo amin’ny filaharana ao amin’ny federasiona...
View ArticleFampivondronan’ny ekipa hiatrika Can 2021: hisy fahatarana ireo mpilalao avy...
Anisan’ny miteraka savorovoro eo amin’ny sain’ireo mpankafy kitra indrindra fa ny afrikanina amin’izao fotoana ny mahakasika ireo mpilalao voantso hiatrika ny Can mila ravinahitra any Eropa. Araka ny...
View ArticleCAN 2022 – Kameronina: (9 janoary – 6 febroary 2022)
Tsy misy intsony ny fihemorana fa hotanterahina any Kameronina, manomboka ny 9 janoary 2022, ny andiany faha-33 amin’ny fiadiana ny amboaran’i Afrika, ho an’ny ekipam-pirenena (Can 2022). Ekipa 24 no...
View ArticleSeho Krismasy: maro ny hetsika natsahatra sy nahemotra
Na dia fety aza ny andro, samy nandray fepetra nanatsahatra ny hetsika sy lanonana ny ankamaroan’ny mpikarakara seho noho ny firongatry ny covid-19. Anisan’izany ny seho niarahana tamin’ireo mpiangaly...
View Article