Quantcast
Channel: Newsmada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 70859

  Nandritra ny fetin’ny Noely: moto 36 voasakana, fiara dimy nandraisana fepetra

$
0
0
  Manoloana ny tsy fanajana ny fepetra ara-pifamoivoizana, moto 36 voasakan’ny teo anivon’ny polisim-pirenena, ny asabotsy lasa teo. Voasakana noho ny tsy fanaovana aro loha sy tsy fisiana « rétroviseur » avokoa ireo moto ireo. Na teo aza ny fanentanana ataon’ny eo anivon’ny polisim-pirenena, misy hatrany ireo minia tsy mivaky loha ireo fepetra efa napetraka ireo. Vokany, […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 70859

Latest Images

Trending Articles