Quantcast
Channel: Newsmada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 70885

Ny filoha Rajoelina…: “Miaramila tia tanindrazana ny Kly Hery Rakotomiliarison “

$
0
0
 “Vonton’alahelo ny fo ary mitamberina ao an-tsaina ireo fotoana rehetra niarahana tamin’ny Kly Hery Rakotomiliarison”, hoy ny filoham-pirenena Andry Rajoelina sady filoha faratampon’ny Foloalindahy nandritra ny fanaovam-beloma ara-miaramila ny vatana mangatsiaka ity manamboninahitra ity teny amin’ny toby Base 213 Ivato. Nambarany fa nanamarika azy manokana ny fiarahana tamin’ity manamboninahitra ity tamin’ny famonjena ireo Malagasy traboina […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 70885

Latest Images

Trending Articles