Quantcast
Channel: Newsmada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 70798

Namonjy ny sasakalin’ny Noely…: mpiangona 12 indray maty nilatsahan’ny varatra

$
0
0
Loza    nahatsiravina ! Trano fiangonana iray tao amin’ny tanànan’i Betsipolitra, fokontany Marofarihy, kaominina ambanivohitra Ankerana Avaratra distrikan’i Tsiroanomandidy no nilatsaham-potaka ny sasak’alin’ny noely teo… Maty tsy tra-drano, mpiangona niisa 12 tao amin’ny fiangonana iray io no indray nasesin’ny varatra nandritra ny alin’ny 24 desambra teo tokony ho tamin’ny folo ora alina teo. Tsy nisy nanampo ny […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 70798

Latest Images

Trending Articles