Quantcast
Channel: Newsmada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 70798

Filaharana ao amin’ny (FIFA): tsy nihetsika teo amin’ny faha-101 ny Barea

$
0
0
Tena marary ny baolina kitra malagasy. Porofon’izany, tsy nisy fihetsehany fa nijanona teo amin’ny toerana nisy azy teo aloha ihany ny Barea de Madagascar eo amin’ny filaharana ao amin’ny federasiona iraisam-pirenena (FIFA). Namoaka ny filaharan’ireo ekipam-pirenena, indray ny alakamisy 23 desambra lasa teo ny federasiona iraisam-pirenena ny baolina kitra (FIFA). Mbola mijanona eo amin’ny filaharana […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 70798

Latest Images

Trending Articles