Quantcast
Channel: Newsmada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 70808

Jery todika 2021: vaovao ny mpikamban’ny HCC, Antenimierandoholona, Ceni  

$
0
0
Andrimpanjakana telo no nohavaozina ny mpikambana ao amin’ity taona ity. Eo ny HCC, ny Antenimierandoholona, ny Ceni. Jery todika…  Ny 8 avrily 2021 no nanao fianianana ireo mpikambana vaovao eo anivon’ny Fitsarana avo momba ny lalàmpanorenana (HCC). Nambaran’ny zokiolona, Rakotoarisoa Florent, fa hiasa araka ny fianianana izy ireo amin’ny fanajana ny fahamarinana sy ny fitanana […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 70808

Latest Images