![]()
Anisan’ny miteraka savorovoro eo amin’ny sain’ireo mpankafy kitra indrindra fa ny afrikanina amin’izao fotoana ny mahakasika ireo mpilalao voantso hiatrika ny Can mila ravinahitra any Eropa. Araka ny taratasy navoakan’ny eo anivon’ny lefitry ny sekretera jeneraly eo anivon’ny Fifa, azon’ny klioba ao Eropa tazomina hatramin’ny 3 janoary 2022 ireo mpilalao afrikanina raha toa ka misy […]