![]()
Tsy misy intsony ny fihemorana fa hotanterahina any Kameronina, manomboka ny 9 janoary 2022, ny andiany faha-33 amin’ny fiadiana ny amboaran’i Afrika, ho an’ny ekipam-pirenena (Can 2022). Ekipa 24 no hiady izay ho lohany amin’ity. Hotontosaina amin’ny kianja miisa 6 ireo lalao 36. Sokajy «A» : Kameronina, Borkina Faso, Étiopia, Cap Vert Sokajy «B» : Senegal, […]