2 651 ny tranga Covid-19 vaovao tamin’ny fitiliana 13 701 natao ny 18 ka hatramiin’ny 24 desambra lasa teo, araka ny antontanisa nivoaka ny faran’ny herinandro. 2 284 tranga vaovao anatin’ny faritra Analamanga avokoa, manaraka izay ny faritra Vakinankaratra 324. Mahatratra 31 kosa ny lavon’ny valanaretina tao anatin’ny roa herinandro farany. Manatombo avo roa heny […]
↧