Quantcast
Channel: Newsmada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 70798

Rallye Dakar 2022: hanomboka amin’ny 1 janoary ny fifaninanana

$
0
0
Na eo aza, ny hamehana ara-pahasalamana raikitra fa hotanterahina manomboka ny asabotsy 1 janoary ho avy izao ny andiany faha-44 amin’ny Rallye Dakar. Mahatratra 8375 km ny halavarin-dalana amin’ity ka dingana manokana “Epreuve speciale” ny 4258 km amin’izany. Hahatratra 750 ireo mpifaninana.  Zava-baovao amin’ity andiany ity izany. Hiala ao Arabia Saodita ireo mpanamory rehetra ka […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 70798

Latest Images

Trending Articles