Quantcast
Channel: Newsmada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 70798

Famokarana tahirin-kevitra: nankasitrahana ireo mendrika

$
0
0
Natao tetsy Anosy omaly ny fandraisana ireo vokatra mikasika ny fifaninanana « REL » na ny « Ressources éducatives libres » izay nampanaovin’ny minisiteran’ny Fanabeazam-pirenena. Miisa 220 ireo mpifaninana avy amin’ny faritra 14.  Nahatratra 70 ireo nahafeno ny fepetra rehetra. Hapetraka eny amin’ny tahirin-kevitra nomerika eny anivon’ny lisea ny votoatim-pahalalàna novokarin’izy ireo. Azo alaina ao […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 70798

Latest Images

Trending Articles