Quantcast
Channel: Newsmada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 70783

Fifamoivoizana: efa miverina ny fitsirihana ny fiara ataon’ny CUA

$
0
0
Nampahafantatra ny kaominina Antananarivo Renivohitra fa efa niverina nanomboka ny volaohan’ny volana desambra teo ny fitsirihana ireo fiarakodia ataon’ny CUA. Tsy maintsy mandalo amin’izany fitsirihana izany avokoa ny fiara rehetra, araka ny fandaminana efa napetraka mba hahatomombana ny asa fitateram-bahoaka eto amin’ny tanànan’Antananarivo. Tokony ho vita avokoa ny fitsirihana ny fiara mialohan’ny 28 febroary 2022. […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 70783

Trending Articles