Fifanjevoana tetsy Antsahabe: jiolahy iray saron’ny polisy, lehilahy iray...
Mpijoko voajoko. Jiolahy iray isan’ireo mpanao fanafihana mitam-basy eto an-dRenivohitra, tra-tehaky ny polisy, omaly tolakandro teny Antsahabe. Andian-jiolahy miisa miisa efatra tsy nisaron-tava ny...
View ArticleNanome toromarika ny DrenTP ny minisitra Rijasoa
Nampahatsiahy ny toromarika sy nanamafy ireo fepetra momba ny ho fisorohana ny Coronavirus ny minisitry ny Fanabezam-pirenena sy ny fampianarana teknika ary ny fanofanana momba ny asa, Andriamanana...
View ArticleFanambaran’ny FFKM momba ny Covid-19: “Aoka ny fanjakana ho hentitra amin’ny...
Notanterahina teny amin’ny fiangonana anglikanina Ambohimanoro, omaly, ny fotoam-pivavahana iraisam-pinoana, manoloana izao ho fiatrehana ny Coronavirus izao. Nisy ny hafatra nataon’ny FFKM...
View ArticleGovernora Rafidison Richard: “Mila manaraka ny hafainganam-pandehan’ny filoha...
“Mila manaraka ny hafainganam-pandehan’ny lamasinina TGV, miaraka aminy isika, amin’ny maha tanora ny filoha. Mafy ny ezaka ataony amin’ny fampandrosoana ny firenena ka hazakazaka arahin-tosika ihany...
View ArticleCeni, loza voajanahary, Covid-19, depiote: miantso ny hery velona...
Tonga amin’ny tsy azo anoharana intsony? “Manao antso avo ho an’ny hery velona rehetra eto amin’ny firenena na sivily na miaramila na antoko politika na antokom-pinoana mba hifanatona sy hifampidinika...
View ArticleNoho ny zava-misy: hahemotra ny sehon’ny AmbondronA
Vao ny andro voalohany dia efa nifanotofana ny fividiana ny tapakilan’ny sehon’ny tarika AmbondronA. Voatery nanatsahatra izany anefa izy ireo, ary nanao fanambarana ho an’ny daholobe, omaly. “Raisinay...
View ArticleAurlus Mabélé: matin’ny Coronavirus…
Izy ilay mpanjakan’ny gadona Soukouss sy ny dihy kwassa kawassa… Fantatra fa anisan’ireo voan’ilay aretina Covid-19 ka nodimandry ny alakamisy lasa teo, teo amin’ny faha-67 taony, tany Paris, i Aurlus...
View ArticleFisorohana ny Coronavirus: hentitra ny fanaraha-maso ireo mitoka-monina any...
Mitohy ny fanaraha-maso ataon’ny ekipan’ny mpiasan’ny fahasalamana any an-tranon’ireo olona mitoka-monina tsy mahazo mifanerasera amin’ny manodidina. Hentitra ny fampanarahana ny fepetra takina...
View ArticleFondation Telma sy Coffor Madagascar: vita ny toeram-pidiovan’ny EPP...
Taorian’ny fihotsahana nahazo ny EPP Manakambahiny, ny volana janoary lasa teo, nanapa-kevitra ny Vovonan’ny sehatra tsy miankina miahy ny maha olona (PSHP) fa hametraka toeram-pidiovana vaovao eo...
View ArticleSekoly ambony: hiroso amin’ny fampianarana ampitain-davitra
Ho fisorohana ny Covid-19, mandray fepetra koa ny toeram-pampianarana ambony sasany eto an-dRenivohitra. Tsy maintsy manadio tanana amin’ny akora manokana eo am-pidirana ny sekoly ary zaraina...
View ArticleFiatrehana ny Covid-19: mangataka fiofanana sy fampitaovana ny “paramédicaux”
“Raha toa ka tsy voasakana fa tonga eto ihany ny Covid-19, mangataka hanaovana fiofanana momba ny tsimokaretina ny “paramédicaux” satria vaovao ilay izy ka tsy mbola ampy ny fahalalana entina miady”,...
View ArticleZanaka am-pielezana Morafeno: boky 1 250 ho an’ny mpianatra
Anisan’ny fikambanana manaraka sy mifanome tanana amin’ny fandaharanasan’ny fitondrana mifandraika indrindra ny minisiteran’ny Serasera sy ny kolontsaina ny fikambanan’ny zanaky ny fokontany Morafeno,...
View ArticleAdy amin’ny tsy fanjarian-tsakafo: plumpy’Nut 6 400 baoritra avy amin’ny Japoney
6 400 baoritra ny fanampin-tsakafo Plumpy’Nut natolotry ny masoivoho japoney, i Higuchi Yoshihiro, niaraka amin’ny solontenan’ny Unicef, i Michel Saint-Lot, ny minisitry ny Fahasalamam-bahoaka, i Ahmad...
View ArticleToetry ny andro: hitohy ny orana eto afovoan-tany
Misy rahona any amin’ny ilany atsinanan’ny Nosy mitondra orana amin’ny atitany sy ny morontsiraka atsinanana, hatramin’ny omaly ary hitohy anio, araka ny fanambaran’ny sampana mpamantatra ny toetry...
View ArticleHo fisorohana ny Covid-19: tsy azo atrehina intsony ny fanaovana « soutenance »
“Ho fampiharana ny fepetra navoakan’ny fanjakana ho fisorohana ny fidiran’ny Covid-19 eto Madagasikara, nisy lamina napetraka eny amin’ny oniversite enina manerana ny Nosy”, hoy ny minisitry ny...
View ArticleFanambaran’ny FMF – Covid-19: hiato avokoa ny fifaninanana baolina kitra
Tsy misangy fa mamely hatraty amin’ny fanatanjahantena ihany koa ilay valanaretina Coronavirus. Tratra ihany koa ny baolina kitra ka nanapa-kevitra ny federasiona malagasy (FMF) hampiato ireo lalao...
View ArticleKitra – «Orange pro league»: hanafika ny Fosa Jr ny Cosfa (Bebaoty)
Hiditra amin’ny andro faha-16 ny fifanintsanana hiadiana ho tompondakan’i Madagasikara “Orange pro league”, taranja baolina kitra. Fihaonana farany satria hiato ny lalao, manomboka ny alatsinainy 23...
View ArticleSombintsombim-baovao
Karate Analamanga: Tontosa, ny alakamisy lasa teo, teny amin’ny lapan’ny Fanatanjahantena Mahamasina, ny fifidianana ny filoha hitantana ny ligin’Analamanga, taranja karate. Voafidy nandritra izany...
View Article« Kolomahaolona »: eny Loharanombato ny « RMT 2020 »
Hivoaka kely an’Antananarivo Renivohitra ny « Rallye moi(s) théâtre » taona 2020 (RMT 2020). Hovoizina mandritra ny hetsika rahampitso tolakandro, hotontosaina ao amin’ny Clinique Ivokoloaina eny...
View ArticleSTK Ambodihady sy Asafia: hisy ny « Vetso an-kira »
Mitohy hatrany ny hetsika ho an’ny fanamarihana ny jobily fisotroan-drononon-dRazanadratsimba Ermine, ao amin’ny FJKM Ambodihady Vaovao Ambohimanarina. Rahampitso alahady 22 marsa, hisy ny « Vetso...
View Article