Quantcast
Channel: Newsmada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 70763

Fiatrehana ny Covid-19: mangataka fiofanana sy fampitaovana ny “paramédicaux” 

$
0
0
“Raha toa ka tsy voasakana fa tonga eto ihany ny Covid-19, mangataka hanaovana fiofanana momba ny tsimokaretina ny “paramédicaux” satria vaovao ilay izy ka tsy mbola ampy ny fahalalana entina miady”, hoy ny filohan’ny sendikàn’ny “infirmier” sy ny “sage femme” eto Madagasikara, SISFM, Ralibera, omaly teny Andrefan’Ambohijanahary. Tokony ho ampy ny fitaovana entina mikarakara ny […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 70763

Trending Articles