Ho fisorohana ny Covid-19, mandray fepetra koa ny toeram-pampianarana ambony sasany eto an-dRenivohitra. Tsy maintsy manadio tanana amin’ny akora manokana eo am-pidirana ny sekoly ary zaraina sarom-bava avokoa ny mpianatra sy ny mpampianatra, nanomboka omaly. Ho an’ny sekoly ambony Inscae, nanao fanambarana ny tomponandraikitry ny fampianarana fa mila miomana amin’ny fampianarana ampitain-davitra ny mpianatra rehetra […]
↧