Quantcast
Channel: Newsmada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 70758

« Kolomahaolona »: eny Loharanombato ny « RMT 2020 »

$
0
0
Hivoaka kely an’Antananarivo Renivohitra ny « Rallye moi(s) théâtre » taona 2020 (RMT 2020). Hovoizina mandritra ny hetsika rahampitso tolakandro, hotontosaina ao amin’ny Clinique Ivokoloaina eny Loharanombato Vinany, ny « Kolomahaolona ». Tafiditra ao anatin’izany ny dihy, ny mozika, ny taichi, ny poezia, sns. Handray anjara amin’izany ireo tarika manana ny maha izy azy toy ny Rary, ny Haintso, […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 70758

Trending Articles