![]()
Mitohy hatrany ny hetsika ho an’ny fanamarihana ny jobily fisotroan-drononon-dRazanadratsimba Ermine, ao amin’ny FJKM Ambodihady Vaovao Ambohimanarina. Rahampitso alahady 22 marsa, hisy ny « Vetso an-kira » hotontosain’ ny STK Ambodihady sy ny Asafia Ambodihady, manomboka amin’ ny 4 ora sy sasany tolakandro, ao am-piangonana ihany. Tafiditra ao anatin’ny fandaharan-kiran’izy ireo amin’izany ireo hira fiderana sy ny […]