![]()
6 400 baoritra ny fanampin-tsakafo Plumpy’Nut natolotry ny masoivoho japoney, i Higuchi Yoshihiro, niaraka amin’ny solontenan’ny Unicef, i Michel Saint-Lot, ny minisitry ny Fahasalamam-bahoaka, i Ahmad Ahmad, omaly. Entina hanampiana ny ady amin’ny tsy fanjarian-tsakafo mahazo ny zaza, any amin’ny faritra atsimon’ny Nosy, ity fanampin-tsakafo ity. Tafiditra ao anatin’ny fanampiana ny tetikasa vatsin’ny governemanta japoney […]