Quantcast
Channel: Newsmada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 70778

Kitra – «Orange pro league»: hanafika ny Fosa Jr ny Cosfa (Bebaoty)

$
0
0
Hiditra amin’ny andro faha-16 ny fifanintsanana hiadiana ho tompondakan’i Madagasikara “Orange pro league”, taranja baolina kitra. Fihaonana farany satria hiato ny lalao, manomboka ny alatsinainy 23 marsa ho avy izao, noho ny valanaretina Coronavirus. Toy ny mahazatra, lalao enina hatrany no voalahatra amin’izany ka kianja efatra ny hanatontosana ireo lalao ireo. Anisan’ny fihaonana hangotraka sy […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 70778

Trending Articles