Quantcast
Channel: Newsmada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 70731

Noho ny zava-misy: hahemotra ny sehon’ny AmbondronA

$
0
0
Vao ny andro voalohany dia efa nifanotofana ny fividiana ny tapakilan’ny sehon’ny tarika AmbondronA. Voatery nanatsahatra izany anefa izy ireo, ary nanao fanambarana ho an’ny daholobe, omaly. “Raisinay ho adidy amin’ny maha olom-pirenena ny hanemorana ny seho nokasaina hatao ao amin’ny Coliseum ny 5 avrily, amin’ny fotoana milamina kokoa izay antenaina hiverina faran’izay haingana indrindra…”, […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 70731

Trending Articles