Quantcast
Channel: Newsmada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 70706

Aurlus Mabélé: matin’ny Coronavirus…

$
0
0
Izy ilay mpanjakan’ny gadona Soukouss sy ny dihy kwassa kawassa… Fantatra fa anisan’ireo voan’ilay aretina Covid-19 ka nodimandry ny alakamisy lasa teo, teo amin’ny faha-67 taony,  tany Paris, i Aurlus Mabélé. Ilay zanany vavy, i Liza Monet, ny nanao ny fanambarana, omaly. Efa narefo ny fahasalaman’ity mpanakanto ity, nandritra ny taona maro. Efa tratran’ny fahatsentsenan’ny […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 70706

Trending Articles