Manomana ilay seho goavana: “Salama tsara aho, tsy araka ny tsaho miely”, hoy...
Manakaiky ilay fotoana… Misy anefa ny tsaho mandeha ka mbola nanamafy ny fisian’ilay seho goavana i Lôla… Tsy vao izao no nisy nanely tsaho, mikasika ny tsy fahasalaman’i Lôla… Ny antony aloha, tsy...
View ArticleNoho ny zava-miseho: tsy hisy ny «Star Tour » Antsirabe
Nandray fanapahan-kevitra hentitra ny Star. Noho ny zava-mitranga maneran-tany, vokatry ny fipariahan’ilay aretina Coronavirus, namoaka fanambarana izy ireo, omaly. Nanomboka omaly, nofoanan’ny Star...
View ArticleBoto Gilbert “Lion Force Club”: tia manampy ireo tanora manam-piniavana
Mpitantana klioba mahay mitondra olona i Boto Gilbert, filoha nanorina ny Lion Force Club. Tia manampy ireo tanora manam-piniavana eo amin’ny fanatanjahantena ny tenany ary izany ny tena mampiroborobo...
View ArticleFonjamby sy bokona hozatra: fifaninanana roa goavana hatao eto Antananarivo
Mitohy ny fandaharam-potoana eto an-toerana ho an’ny ligin’Analamanga, taranja fibatana fonjamby sy bokona hozatra. Amin’ity faramparan’ity volana marsa ity, fifaninanana roa goavana ny hitranga ho...
View ArticleFMBB-Oniversiten’Antananarivo: vita sonia ny fifanaraham-piaraha-miasa telo...
Tontosa, omaly teny amin’ny Campus Ambohitsaina, ny fifanaovan-tsoniam-piaraha-miasa eo amin’ny federasiona malagasy ny basikety sy ny oniversiten’Antananarivo, nataon’ny filohan’ny oniversite,...
View ArticleCUA: nesorina ireo fiara maty
Nanomboka, omaly, nanala ireo fiara maty mibahana fifamoivoizana sy manelingelina ny fiarahamonina eny amin’ny sisin’arabe eto Antananarivo ny ekipan’ny kaominina Antananarivo Renovohitra....
View ArticleCoronavirus ao La Frantsa: 89 maty ao anatin’ny indray andro
Zava-doza ho an’i La Frantsa sy Italy ity aretina coronavirus ity raha efa miha mihafana izany any Chine. Tao anatin’ny 24 ora monja, olona 89 no maty tao Frantsa, araka ny tatitry ny minisitry ny...
View ArticleCoronavirus: nanokana 750 miliara euros ny Banky foibe eoropeanina
“Ady iraisam- pirenena amin’ny fahasalamana ny tsimokaretina Coronavirus”, hoy ny filoha frantsay, i Emannuel Macron. Manokana volabe, amina miliara euros, ny firenena mpikambana ao amin’ny Vondrona...
View ArticleFacebook – Coronavirus: tapahina avy hatrany izay kaonty manakorontana...
Misy ny fifanarahana eo amin’ny fanjakana malagasy sy ny Facebook manoloana ny aretina Corononavirus mihanaka amina firenena maro ankehitriny. Nitondra fanazavana momba izany, omaly tao amin’ny Artec*,...
View ArticleFitrandrahana heladrano: paikady tsy hampiasana ny ankizy
Nankatoavina, ny talata 17 marsa teo, ny drafitrasa hiadiana amin’ny fampiasana ankizy tsy ampy taona amin’ny fitrandrahana heladrano. Nanatrika izany ny minisitry ny Harena an-kibon’ny tany, Ravokatra...
View ArticleFanatsarana ny fitenenana frantsay: andiany fahafito ny fifaninanana teatra
Fomba hanatsarana ny fitenenana teny frantsay ny fandraisana anjara amin’ny famoronana teatra. Izay ny tanjon’ny fifaninanna teatra ho an’ny mpianatry ny lycée manerana ny faritra 22. Andiany fahafito...
View ArticleHabetsahan’ny rotsak’orana: distrika 10 mila mitandrina
Noho ny fisian’ilay rindrin-drahona ao Atsimo atsinanan’i Madagasikara, hahazo oram-baratra ny faritry ny afovoan-tany sy ny morontsiraka atsinanana, araka ny filazana fampitandremana fahabetsahan’ny...
View ArticleIndray mijery
Hotanterahina ao amin’ny fokontany Betambatra, distrikan’i Manjakandriana, faritra Analamanga, ny fanamarihana ny Andro eran-tany ho an’ny rano. « Rano tsara tantana, fanoitra amin’ny fiovan’ny...
View ArticleWordPress Post 1584684310 6069236
Is Math Important in Everyday Life? Why is math important in a school or college setting? The answer is that math is used and understood to make a decision or calculations. This is also used to make it...
View ArticleWordPress Post 1584684310 6609828
Does Mean in Math? The Michigan Mathematics Prize Competition is an annual competition for high school students from across the state. The competition was set up by four high schools in the state....
View ArticleKamiao “citerne” latsaka tao ambany tetezana: vehivavy iray maty tsy...
Kamiao “citerne” latsaka tao ambany tetezana: vehivavy iray maty tsy tra-drano, olona iray mbola karohina
View ArticlePropagation du Coronavirus : la fermeture des frontières entre en vigueur
Propagation du Coronavirus : la fermeture des frontières entre en vigueur
View ArticleWordPress Post 1584694680 6613839
u Biology SAT Subject Examination Apply It is difficult to comprehend Shomu Biology matter Test Practice as true Shomu Biology themes, as Shomu does not have an tier or evaluation style. Shomu Biology...
View ArticleHow To Receive Approved For Bad Credit Loans Online
How To Receive Approved For Bad Credit Loans Online The debut of lousy credit loans has made it even easier for people to get the money they want, whenever they need it. Provided that you can meet the...
View ArticleCoronavirus-Sambava: naiditra am-ponja ilay mpanely tsaho
Natolotra ny fitsarana ao Sambava ilay tovolahy mitondra ny kaonty facebook hoe “Tigana Bra”, izay mpanoso-potaka olona ho voan’ny coronavirus. Fantatra tamin’izany fa ny voalohan’ny volana marsa teo...
View Article