Quantcast
Channel: Newsmada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 70828

CUA: nesorina ireo fiara maty

$
0
0
Nanomboka, omaly, nanala ireo fiara maty mibahana fifamoivoizana sy manelingelina ny fiarahamonina eny amin’ny sisin’arabe eto Antananarivo ny ekipan’ny kaominina Antananarivo Renovohitra. Voakasik’izany ny teny Analakely sy ny manodidina. Manatanteraka izany ny departemanta misahana ny fitaterana eo anivon’ny CUA. Alohan’izao hetsika izao, efa nisy ny fampahafantarana nataon’ny kaominina hahafahan’ny tompon’ny fiara mibata ireny fiarany ireny. Rehefa […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 70828

Latest Images

Trending Articles