Fanavotana ireo traboina: vola mitentina 190.000 euros avy amin’ny masoivoho...
Manoloana ny voina nahazo ireo faritra maromaro teto Madagasikara vokatry ny tondradrano nateraky ny ora-mikija, mijoro eo anilan’i Madagasikara i Frantsa ary mitondra ny fanampiany amin’ny alàlan’ny...
View Article“Révélation de l’année 2019”: mitohy ary handeha lavitra ny Zaza Kanto !
Raha nalaza ny Barea teo amin’ny fanatanjahantena, nitovitovy tamin’izay koa ny lazan’ny Zaza Kanto teo amin’ny zavakanto, tamin’iny taona 2019 iny. Maro ireo talenta vao nisondrotra nifaninanana,...
View ArticleFakafaka: na tenin-dray io na tenin-dreny…
… Izay ilazana azy, eo ihany iny, fa ny zava-dehibe, mila fanarenana goavana ny teny malagasy ! Zary valalan’amboa izy ity ka na ny tompony aza tsy tia. Efa diso hatrany am-boalohany rahateo ny...
View ArticleTenin-drazana: hanao velakevitra ny Havatsa
Tahaka ny nahazatra hatramin’izay, tsy holalovam-potsiny ny fanamarihana ny Andro iraisam-pirenena ho an’ny tenin-drazana fa hanatanteraka hetsika mifandraika amin’izany ny fikambanan’ny poety sy ny...
View ArticleFikambanana Minervois : 1000 ireo zanakazo hambolena
Hanatanteraka fambolen-kazo eny Anjeva Gara ny fikambanana Minervois sans frontière Madagascar, amin’ny 17 febroary izao. Iarahana amin’ny mpianatra eny an-toerana sy ny manodidina ary ny skoto ny...
View ArticleCoronavirus: tsisy marary eny Anosiala, hoy ny minisitra
Nandeha ny feo ary nipaitka tamin’ny tambajotra sosialy teto amintsika fa hoe, misy sinoa mararain’ny coronavirus eny amin’ny hopitalyAnosiala. Nodisoin’ny minisitry ny fahasalamam-bahoaka izany vaovao...
View ArticleKitra: nahazo sazy henjana tamin’ny Fifa i Dax
Hatairana ny an’ny rehetra mpankafy baolina kitra, omaly nahita ny vaovao nandeha tamin’ny tambajotran-tserasera fa nosazin’ny federasiona iraisam-pirenena (Fifa), ilay mpilalao malagasy Andriamirado...
View ArticleKung-Fu Wisa: mbola mijoro ara-dalàna ny ligin’Analamanga
Manoloana ny sion-dresaka aelin’ireo mikasa hanakorontana, nitondra fanazavana ny filohan’ny ligin’Analamanga, taranja kung fu Wisa, Rakotonirina Henry Justin. Nohamafisiny fa mbola mijoro ara-dalàna...
View ArticleMila ho isan’andro ny fanafihana “Cash point” sy “Shop Airtel”: tafaporitsaka...
Mila ho isan’andro ny fanafihana “Cash point” sy “Shop Airtel”: tafaporitsaka niaraka amin’ny vola 5 tapitrisa ireo jiolahy teny Itaosy
View ArticleCoronavirus : un étudiant malgache en Chine raconte son quotidien
Coronavirus : un étudiant malgache en Chine raconte son quotidien
View ArticleLôla – 20 ans de scène : un bouquet de voix au Palais des Sports
20 ans de carrière solo, ça se fête. Lôla compte bien s’entourer de ses compagnons de route lors de cette célébration qui aura lieu ce 28 mars au Palais des sports de la culture Mahamasina. « Tiako...
View ArticleKaraté – Championnats d’Afrique ; Madagascar rate le coche
Les karatékas malgaches ne disputeront pas les Championnats d’Afrique juniors et seniors, au Maroc, ce week-end. D’après la Fédération du karaté-do de Madagascar (FKM), ces forfaits des karatékas sont...
View ArticlePancrace et K1 : neuf combattants à l’assaut de La Réunion
Neuf combattants malgaches défendront l’honneur du pays à la 5e édition du Challenge Fight Pancrace de l’océan Indien, au Complexe Flancourt Sainte-Marie de La Réunion dans la soirée du 29 février....
View ArticleBasketball – Club Joba : deux tournois pour démarrer la saison
Le club des Journalistes basketteuses (Joba) existe déjà depuis quelques années. Mais cette saison, il veut renforcer son effectif. Une occasion pour les protégées de Njiva Tahiry, regroupées au sein...
View ArticleBarea : Hery, Hakim et Alexandre ont obtenu des passeports malgaches
Hery Bastien, Hakim Abdallah et Alexandre Ramalingon, des joueurs malgaches expatriés et nouvelles recrues de Nicolas Dupuis, entraîneur de l’équipe nationale, ont obtenu leur passeport malgache, un...
View ArticleMadagascar paralympic committee : Olivier Razafimandimby, nouveau DTN
L’entraîneur national, Olivier Razafimandimby, est nommé au poste de Directeur technique national (DTN) du Madagascar paralympic committee (MPC) et succède à Temis Andriamahavonjy. La décision a...
View ArticleMinisitry ny Filaminam-bahoaka: “Tokony hamafisina ny hidin-trano amin’ireo...
Nitondra fanazavana momba ilay raharaha fanafihana shop Airtel ny minisitry ny Filaminam-bahoaka, omaly. Mifamahofaho ny resaka ka ny valin’ny fanadihadiana ataon’ny polisy no ahafantarana ny marina...
View ArticleKamiao tapaka hisatra teny Sabotsy Namehana: tapaka tanteraka ny tongotr’ilay...
Nandrika ny ra teny Sabotsy Namehana, omaly tokony ho tamin’ny 5 ora hariva. Nodomin’ny kamiao tapaka hisatra iray hihazo an’Ankadikely ny lehilahy roa nandeha moto hihazo an’i Sabotsy Namehana....
View ArticleAmbatolahy-Antanifotsy: tratra ireo dahalo nanao fanafihana
Voasambotry ny mpitandro filaminana ny jiolahy miisa fito nandray anjara mivantana tamin’ny fanafihana tao Ambatolahy-Antanifotsy, ny 29 janoary lasa teo. Nilaza ny loharanom-baovao avy amin’ny...
View Article