![]()
Hanatanteraka fambolen-kazo eny Anjeva Gara ny fikambanana Minervois sans frontière Madagascar, amin’ny 17 febroary izao. Iarahana amin’ny mpianatra eny an-toerana sy ny manodidina ary ny skoto ny fanatanterahana izany. zanakazo ravintsara sy olive no hovolen’ireo mpianatra ireo. Hiara-hitombo amin’izy ireo izany hazo izany. Kendrena ny hahafahan’izy ireo mikolokolo ny zanakazo ka ho azon’izy ireo hatao […]