Quantcast
Channel: Newsmada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 70582

Coronavirus: tsisy marary eny Anosiala, hoy ny minisitra

$
0
0
Nandeha ny feo ary nipaitka tamin’ny tambajotra sosialy teto amintsika fa hoe, misy sinoa mararain’ny coronavirus eny amin’ny hopitalyAnosiala. Nodisoin’ny minisitry ny fahasalamam-bahoaka izany vaovao izany, omaly ary nanome toky ny rehetra izy fa tsy mbola misy ny trangan’aretina na mety mampiahiahy eto Madagasikara. Efa matipaika ny fepetra rehetra noraisina amin’ny sisin-tanin’i Madagasikara mba tsy […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 70582

Trending Articles