Quantcast
Channel: Newsmada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 70571

Kamiao tapaka hisatra teny Sabotsy Namehana: tapaka tanteraka ny tongotr’ilay nandeha moto

$
0
0
Nandrika ny ra teny Sabotsy Namehana, omaly tokony ho tamin’ny 5 ora hariva. Nodomin’ny kamiao tapaka hisatra iray hihazo an’Ankadikely ny lehilahy roa nandeha moto hihazo an’i Sabotsy Namehana. Nitondra “moellon” ary navesatra ilay kamiaobe io tamin’io fotoana io. Tsy namaly intsony anefa ny hisatra ka nifatratra avy hatrany tamin’ireo mpitondra moto ilay kamiao. Vokany, […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 70571

Trending Articles