![]()
Nitondra fanazavana momba ilay raharaha fanafihana shop Airtel ny minisitry ny Filaminam-bahoaka, omaly. Mifamahofaho ny resaka ka ny valin’ny fanadihadiana ataon’ny polisy no ahafantarana ny marina rehetra. Mbola mitana ny sain’ny maro ilay fanafihana teny amin’ny Cité Akany Sambatra Andranonahoatra, afakomaly, nanafihan’ireo jiolahy ny shop Airtel iray eny an-toerana. Niditra an-keriny tao amin’ity toeram-pivarotana ity […]