Quantcast
Channel: Newsmada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 70553

Ambatolahy-Antanifotsy: tratra ireo dahalo nanao fanafihana

$
0
0
Voasambotry ny mpitandro filaminana ny jiolahy miisa fito nandray anjara mivantana tamin’ny fanafihana tao Ambatolahy-Antanifotsy, ny 29 janoary lasa teo. Nilaza ny loharanom-baovao avy amin’ny zandarimaria fa vokatry ny fiaraha-miasa amin’ny fokonolona no nahafahana nisambotra azy ireo. Enina tamin’ireo dahalo kosa, tazomina vonjimaika am-ponja raha nahazo fahafahan ny iray amin’izy ireo taorian’ny fampanoavana. Fantatra ihany […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 70553

Trending Articles