![]()
Manoloana ny sion-dresaka aelin’ireo mikasa hanakorontana, nitondra fanazavana ny filohan’ny ligin’Analamanga, taranja kung fu Wisa, Rakotonirina Henry Justin. Nohamafisiny fa mbola mijoro ara-dalàna ny ligin’Analamanga amin’izao ary miara-miasa akaiky amin’ny federasiona. Notsiahiviny, efa nahavita ny fivoriambe ny teo anivon’ny ligy, ny 29 septambra 2019, teny 67 ha Atsimo, izay natrehin’ny minisiteran’ny Tanora sy ny […]