Vehivavy mpanao gazety (FJM): ho modely amin’ny asa
Nifamontoana teny amin’ny Kudeta Anosy ny vehivavy mpanao gazety eto Antananarivo, ny faran’ny herinandro teo. Fifampiarahabana noho ny taona vaovao, fanehoana ny firaisan-kina ao anaty ny sehatry ny...
View ArticleSoamahamanina: nambolena zanaka tapia 2 000
Nanatanteraka fambolen-kazo tao amin’ny fokontany Mandrosoa, kaominina Soamahamanina, faritra Itasy ny mpiasan’ny minisiteran’ny Tontolo iainana sy ny fandrosoana lovain-jafy, ny sampandraharaha...
View ArticleIndray mijery
Nanomboka ny 24 janoary ka hatramin’ny 6 febroary lasa teo, nahatratra 13 410 000 Ar ny sorabola natolotry ny fikambanana samihafa, orinasa ary olon-tsotra ho an’ny traboina maneranan ny Nosy. Misy...
View ArticleAdy amin’ny tsy fanjarian-tsakafo: noderain’ny filohan’ny Bad ny filoha...
Niavaka ny fihaonana an-tampon’ny Vondrona Afrikanina (UA), tanterahina atsy Addis – Abeba raha ho an’i Madagasikara manokana. Nahazo sitraka tamin’ny filohan’ny filohan’ny Banky afrikanina ho...
View ArticleMamely ny ankizy madinika: mirongatra ny tazo, kohaka ao Toamasina
Miakatra ny tahan’ny ankizy (vao teraka ka hatramin’ny 5 taona) voan’ny kohaka, tazomahery, aretin’ny taovam-pisefoana, hoy fanazavan’ny dokotera, Rakotoarisoa Heriniaina. Nomarihina fa feno hipoka ny...
View ArticleManatona ny ilany atsinanana: hitondra orana ilay andian-drahona
Manatona ny morontsiraka atsinanana tsikelikely ny andian-drahona navelan’ny rivodoza Francisco, araka ny fanazavan’ny mpamantatra ny toetry ny andro,omaly. Alizay malefaka no mandrafitra ny toetry ny...
View ArticleNosoloin’ny HCC ny toeran’i Leva sy i Hasimpirenena: depiote Ny Aina Dina ho...
Voatendry ho depioten’i Madagasikara Razafindrazalia Yvonne amin’ny lisitra “Tsy miankina Leva” ao amin’ny fari-pifidianana Mahabo. Vadin’ny depiote Raveloson Ludovic ihany ny mpisolo toerana azy....
View ArticleMDN: nizara fitaovana hiarovana amin’ny coronavirus
Tafapetraka amin’ireo fadin-tseranana manerana ny Nosy ny fitaovana entina hiarovana amin’ny tsimokaretina coronavirus. Efa nisitraka izany ny faritra avaratra (Mahajanga, Antsiranana ary Nosy Be) sy...
View ArticleFikarohan’ny mpitandro filaminana: mbola tsy hita i Leva, “garde à vue” ny...
Miitatra ny raharaha. Hatramin’ny ora nanoratana, alina, tsy mbola hita ny nanjavonan-dRaveloson Ludovic na i “Leva”. Nandraisan’ny mpitandro filaminana fepetra koa ny vadiny, Razafindrazalia Yvonne....
View ArticleFilohan’ny Antenimierampirenena : “Tsy mitsabaka amin’ny asan’ny fitsarana...
“Namaly ny minisiteran’ny Fitsarana, milaza fa ny fitsarana no tompom-pahefana amin’ny fandraisana fanapahan-kevitra momba ny tatitra nataonay. Tsy midika izany fa mitsabaka amin’ny asan’ny fitsarana...
View ArticleFahatsiarovana : 45 taona ny nahafatesan’ny Kly Ratsimandrava
Tsaroana isan-taona. 45 taona katroka ny nahafatesan’ny kolonely Ratsimandrava Richard teo amin’ny faha-44 taonany. Filoham-panjakana sady lehiben’ny governemanta izy. Nahalalana sy ahatsiarovana azy...
View ArticleHafari: manohana ny filoha Rajoelina
« Nametraka ny tetikasa fihariana tamin’ny alalan’ny famoronana asa ny filoham-pirenena. Tokony hisitraka izany avokoa ny vahoaka malagasy rehetra satria zava-dehibe io tetikasan’ny filoham-pirenena...
View ArticleFiainan’antoko : hanao kongresy ny Arema
Hanazava ny toerana misy azy ny antoko Arema, amin’ny alalan’ny kongresy hataon’ireo mpikambana tsy ho ela. Antony itetezan’ireo iraky ny filoha mpanorina, ny amiraly Ratsiraka, ny sekretera nasionaly,...
View ArticleFaritra Menabe: tsy ampy ny famatsian-drano avy ao Dabara
Taona maromaro izao, mandalo fotoan-tsarotra ny fitantanana ny tohodrano Dabara any amin’ny faritra Menabe. Tsy ampy ny rano, ny tany volena mitombo, miady rano ny mponina. Raha 12 m3 /segondra ny rano...
View ArticleSakafo avy any ivelany: mila arahi-maso akaiky
Hamafisina ny fanaraha-maso ireo sakafo hafarana avy any ivelany atahorana hampidi-doza ho an’ny fahasalamana. Izay ny fototry ny atrikasa, natomboka omaly eto an-dRenivohitra hatramin’ny 13 febroary...
View ArticleAmoron’i Mania: tsy ampy betsaka ny voka-bary
Navorin’ny talem-paritry ny fambolena, fiompiana sy ny jono ao Amoron’i Mania ireo mpisehatra rehetra amin’ny lalam-pihariana vary any amin’ny faritra, ny fiandohan’ny volana febroary ity. Nantsoina...
View ArticleAn-kitsim-po: Tena hatao….
Tena tanjon’ny filoha Rajoelina ny hamerina an’i Madagasikara ho Nosy maitso. Mazava izany ary tsy misy afaka handà izany. Saingy, tsy ho mora ny fanatanterahana azy sy ny hanatrarana ny tanjona noho...
View ArticleVaovao tambatra
Tratran’ny ladoany teny Ivato ny olona telo nitondra volamena 1,5 kg an-tsokosoko saika ho any Nosy Maorisy, ny faran’ny herinandro teo, fa ny tena saika hivantanan’izy ireo farany any Inde. Teratany...
View ArticleRaharaha « Leva »: anisan’ny mitory ny AVG
Namoahana didy fikarohana sy fisamborana Raveloson Ludovic depiote teo aloha, voafidy tany Mahabo, faritra Menabe. Anisan’ny mitory azy ny fikambanana fiarahamonim-pirenena Alliance voahary gasy...
View ArticleAntananarivo Renivohitra: mampianatra fa tsy manasazy
Nifarana omaly 10 febroary, ny fivoriana ara-potoan’ny mpanolotsaina monisipalin’ny Kaominina Antananarivo Renivohitra (CUA). Tapaka sy lany tao amin’ny Filankevitra Monisipaly, nandritra ny 15 andro...
View Article