Tsaroana isan-taona. 45 taona katroka ny nahafatesan’ny kolonely Ratsimandrava Richard teo amin’ny faha-44 taonany. Filoham-panjakana sady lehiben’ny governemanta izy. Nahalalana sy ahatsiarovana azy ny fahasahiana sy fahavononana nandray andraikitra tamin’ny hoe: “Tsy hiamboho adidy aho mon général”, rehefa nomen’ny jeneraly Ramanantsoa Gabriel ny fahefana feno hitondra tany sy ny fanjakana, ny 5 febroary 1975. Tsy […]
↧