Quantcast
Channel: Newsmada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 70576

Manatona ny ilany atsinanana: hitondra orana ilay andian-drahona

$
0
0
Manatona ny morontsiraka atsinanana tsikelikely ny andian-drahona navelan’ny rivodoza Francisco, araka ny fanazavan’ny mpamantatra ny toetry ny andro,omaly. Alizay malefaka no mandrafitra ny toetry ny andro, anio. Hihamahazo hery izany ary hatanjaka hatramin’ny alarobia ho avy izao ary hitondra orana ho an’ny ilany avaratra atsinanna sy atsinanana iray manontolo. Hahazo rotsak’orana betsaka, manomboka ny alarobia […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 70576

Trending Articles