![]()
Miakatra ny tahan’ny ankizy (vao teraka ka hatramin’ny 5 taona) voan’ny kohaka, tazomahery, aretin’ny taovam-pisefoana, hoy fanazavan’ny dokotera, Rakotoarisoa Heriniaina. Nomarihina fa feno hipoka ny fandriana ao amin’ny sampana fitsaboana ankizy etsy amin’ny Hopitalibe Toamasina. Anisan’ny antony mahatonga ny firongatr’ireo karazana aretina mpahazo ny ankizy ireo ny fiovan’ny toetry ny andro tampoka teo, niala orambe dia […]