![]()
Nifarana omaly 10 febroary, ny fivoriana ara-potoan’ny mpanolotsaina monisipalin’ny Kaominina Antananarivo Renivohitra (CUA). Tapaka sy lany tao amin’ny Filankevitra Monisipaly, nandritra ny 15 andro ny tetikasa laharam-pahamehana amin’ny fampiasam-bola, miisa dimy sy ny famerana ny haba sy/na ny tamberim-bidy ho an’ny tetibola izay vao nolaniana ho an’ny taom-piasana 2020. Nodinihina koa ny tombontsoan’ny mpanolotsaina monisipaly […]