Quantcast
Channel: Newsmada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 70576

Vehivavy mpanao gazety (FJM): ho modely amin’ny asa 

$
0
0
Nifamontoana teny amin’ny Kudeta Anosy ny vehivavy mpanao gazety eto Antananarivo, ny faran’ny herinandro teo. Fifampiarahabana noho ny taona vaovao, fanehoana ny firaisan-kina ao anaty ny sehatry ny maha matihanina no tanjon’ny hetsika, araka ny fanazavan’ny filohan’ny fikambanana FJM (Femmes journalistes de Madagascar), Andrianaivonirina Annie. Ankoatry  ireo mpikambana 400 mahery eto an-drenivohitra, efa misy ihany […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 70576

Trending Articles