![]()
Tafapetraka amin’ireo fadin-tseranana manerana ny Nosy ny fitaovana entina hiarovana amin’ny tsimokaretina coronavirus. Efa nisitraka izany ny faritra avaratra (Mahajanga, Antsiranana ary Nosy Be) sy atsinanan’ny Nosy (Toamasina sy Sainte Marie). Ny faritra atsimo indray no nahazo ny anjarany, omaly. Nidina ifotony nizara sy nanaparitaka ireo fitaovana avy amin’ny vondrona iraisam-pirenena misahana ny fahasalamana na […]