Tena tanjon’ny filoha Rajoelina ny hamerina an’i Madagasikara ho Nosy maitso. Mazava izany ary tsy misy afaka handà izany. Saingy, tsy ho mora ny fanatanterahana azy sy ny hanatrarana ny tanjona noho ny antony maro samihafa. Anisan’ny anenjehan’ny depiote teo aloha antsoina hoe “Leva”, ankoatra ny vonoan’olona, ny lafiny tontolo iainana. Efa voaheloka migadra dimy […]
↧