Hanazava ny toerana misy azy ny antoko Arema, amin’ny alalan’ny kongresy hataon’ireo mpikambana tsy ho ela. Antony itetezan’ireo iraky ny filoha mpanorina, ny amiraly Ratsiraka, ny sekretera nasionaly, i Simon Pierre, sy sekretera ara-pitantanana Ratsiraka Annick, toerana maro eto amin’ny Nosy amin’izao hanaingana ireo mpikambana izany. Efa tokony hanaovan’io antoko io izany rahateo izao, araka […]
↧