![]()
Manoloana ny voina nahazo ireo faritra maromaro teto Madagasikara vokatry ny tondradrano nateraky ny ora-mikija, mijoro eo anilan’i Madagasikara i Frantsa ary mitondra ny fanampiany amin’ny alàlan’ny Piroi na ny velara-marin-tampona firotsahana an-tsehatra ara-paritra Ranomasimbe indianina. Nitondra fanampiana ara-bola ny fanatanterahan’ ny drafitra hetsika vonjimaikan’ny governemanta malagasy, hatramin’ny 190.000 euros. 160.000 euros dia avy amin’ny […]