Nizar Pirbay: vola 1 miliara Ar ny takalony
Volabe tsy misy toy izany, 1 miliara Ar no fantatra fa takalon’ny famotsorana an’ilay Karana tompon’ny Business Center Toamasina, i Nizar Pirbay. Tsy nisy nahalala ny fomba nanaovana io takalo tamin’ny...
View ArticleRajoelina tany Mahanoro: “Azo atao ny mampandroso firenena anatin’ny fotoana...
Anjaran’ny tao Mahanoro indray ny omaly. “Hihaino anareo, hijery ny maharary sy ny olana ary ny vahaolana aho matoa tonga eto. Azontsika atao ny mampandroso an’i Madagasikara ao anaty fotoana fohy”,...
View ArticleMorondava: mpanao politika sy olona ambony mitady hamotsotra dahalo
Mampiahiahy be ny olona any Morondava ny momba ny fikasan’ny olona ambony sy mpanao politika hanery ny hamotsorana dahalo efatra, voasambotry ny zandary sy ny Das ary ny fokonolona. Tranga izay mety...
View ArticleFifidianana: nitondra fanampiana ny UE
Nomarihina tamin’ny fomba ofisialy teny amin’ny biraon’ny Ceni ny fandraisan’ny Vondrona eoropeanina (UE) anjara ao anatin’ilay kitapom-bola iombonana ao amin’ny tetikasa ho fanohanana ny...
View ArticleEGM- Conservatoire de Musique: haneho an-tsehatra izay norantoviny ireo...
Mianatra, avy eo maneho ny talenta sy izay norantovina. Zary fanao isan-taona ao amin’ny EGM-Conservatoire de Musique io. Hahitam-pivoarana hatrany isan-taona… « Famolavolana ny mpianatra hamoaka ny...
View ArticleKim Yip Tong: « Tany mena », anehoany an’Antananarivo
Mikorontana, tsy misy fiovana, mivoatra… Samy manana ny fomba fijeriny ity Renivohitr’i Madagasikara ity ny tsirairay. Manana ny hambarany koa i Kim Yip Tong, teratany maorisianina, mpanakanto araka...
View Article1/4 –n-dalana “Mondial 2018”: samy nampidi-baolina be indrindra ireo...
Misento kely aloha ny “Mondial 2018”, omaly sy anio. Ekipa 24 izao no efa nihintsana, hanomboka rahampitso ny 1/4 –n-dalana hataon’ireo valo tafita amin’izany dingana izany. Hanokatra ny lalao,...
View ArticleRugby – « Silver Cup”: Miaraka amin’i Botsoana sy i Zambia ny Makis
Hanainga hihazo ny atsy Zambia ny Makis de Madagascar, rahampitso, hiatrika ny fiadiana ny “Silver Cup” eo amin’ny taranja rugby. Miray vondrona amin’i Botsoana sy ny mpampiantrano, Zambianina, ny...
View ArticleKMF/Cnoe: « Mila ampy ny hoenti-manana amin’ny fifidianana »
« Amin’ny maha olom-pirenena tsotra ny mpikambana rehetra ato amin’ny KMF/Cnoe, mahita izahay fa mbola misy fepetra vitsivitsy tokony hofenoina mba hahazoana mitandro ny fitoniana sy ny filaminana....
View ArticleDisadisa politika: tsy manao fifanarahana ny CFM
« Tsy manao fifanarahana politika ny CFM, satria tsy olon’ny politika izahay. Ny mpanao politika no mpisehatra amin’ny politika. Mampihavana izahay rehefa misy disadisa, miezaka mampifanatona sy...
View ArticleTranon’ny mpianatra eny Ankatso: tsy tapaky ny CRou-A irery ny fampidinana ny...
Manoloana ny fitokonana nataon’ireo mpianatry ny oniversiten’Antananarivo eo anivon’ny R+3 ho fampidinana ny hofan-trano sy ho fanatsarana ny fotodrafitrasa eny amin’ny toeram-ponenan’ny mpianatra eny...
View ArticleIndray mijery
Ao anatin’ny fanatsana ny tanànan’Antananarivo Renivohitra, hisy ny fandaminana ny fifamoivoizana amin’ity herinandro ity. Nilaza ny talen’ny fitaterana sy ny fivezivezana an-dRenivohitra, Raveloson...
View ArticleOrinasa Socolait: miara-miasa amin’ireo tantsaha mpiompy any Antsirabe
Afaka nanasongadina ny fanaraha-maso tanterahiny tamin’ny lehiben’ny orinasa Socolait ny ekipan’ny fanangonan-dronono, nandritra ny fitsidihana ireo mpiompy natao tany am-potony ao Antsirabe sy ireo...
View ArticleSeranan-tsambon’i Toamasina: 192 ireo entana hatao lavanty tolotra ho an’ny...
Nanambara mazava ny reseveran’ny seranan-tsambon’i Toamasina, Ramaherison Tolojanahary sy ny vadintany, Rasamimaka Mahefalahy, fa hatao lavanty ny 9, ny 10 ary ny 11 jolay ho avy izao, ireo entana...
View ArticleFampianarana ambony: hivoaka ny 27 jolay ny rijanteny hifehy ny LMD
“Nampiharina nanomboka ny taom-pianarana 2013-2014 eny amin’ny oniversite teto amintsika ny fivadihana amin’ny rafitra LMD ho an’ny fampianarana ambony rehetra na miankina na tsia amin’ny fanjakana....
View ArticleOniversite Antananarivo: tsy mendrika ny mpitandro filaminana, hoy ny Seces
Naneho ny heviny ny sendikan’ny mpampianatra mpikaroka sy mpikaroka mpampianatra sampana Antananarivo (Seces) manoloana ny zava-nitranga tey amin’ny Oniversiten’Ambohitsaina sy ny tranon’ny mpianatra...
View ArticleFunérailles: l’émouvant adieu à Charles Andriantsitohaina
Vive émotion hier aux funérailles de Charles Andriantsitohaina, une illustre personnalité dans le domaine de l’entreprenariat et de l’économie, décédé samedi dernier à l’âge de 96 ans. Des funérailles...
View ArticleBasket: les licenciés à majorité masculine
La base de données de la Fédération malgache de basket-ball (FMBB) est de mieux en mieux fournie, grâce au travail remarquable du secrétariat général de la fédération conduit par Tsiry Colombe...
View ArticleBadminton: la CJSOI en ligne de mire
La Fédération malgache de Badminton a décidé d’organiser le traditionnel «tournoi d’ouverture» du championnat national au Gymnase couvert de Mahamasina, les 7 et 8 juillet prochains et non plus au...
View ArticlePrix à la pompe: encore un écart de 500 ariary par rapport à la vérité des prix
L’application de la vérité des prix à la pompe reste floue, d’après les opérateurs pétroliers. Encore un écart de 400 à 500 ariary existe entre les prix à la pompe et la vérité des prix. Alors que le...
View Article