![]()
Manoloana ny fitokonana nataon’ireo mpianatry ny oniversiten’Antananarivo eo anivon’ny R+3 ho fampidinana ny hofan-trano sy ho fanatsarana ny fotodrafitrasa eny amin’ny toeram-ponenan’ny mpianatra eny Ankatso, nisy ny fifampidinihana teo amin’ireo mpianatra sy ny solontenan’ny ministeran’ny Fampianarana ambony sy ny fikarohana siantifika, omaly. Nivoitra tao anatini’ny dinika fa miandrandra asa avy amin’ny minisitera ireo mpianatra. Nambaran’ny […]