Ao anatin’ny fanatsana ny tanànan’Antananarivo Renivohitra, hisy ny fandaminana ny fifamoivoizana amin’ity herinandro ity. Nilaza ny talen’ny fitaterana sy ny fivezivezana an-dRenivohitra, Raveloson Landy Harilala, ao amin’ny CUA, fa ho tapaka ny antsasaky ny lalana Rainibetsimisaraka izay miditra eo Soarano mahazo ny Petite vitesse iny hatramin’ny asabotsy. Mandritra ny roa volana sy tapany eo na […]
↧