Quantcast
Channel: Newsmada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 70666

Orinasa Socolait: miara-miasa amin’ireo tantsaha mpiompy any Antsirabe

$
0
0
Afaka nanasongadina ny fanaraha-maso tanterahiny tamin’ny lehiben’ny orinasa Socolait ny ekipan’ny fanangonan-dronono, nandritra ny fitsidihana ireo mpiompy natao tany am-potony ao Antsirabe sy ireo kaominina manodidina. Nandritra ny fanaraha-maso natao, naverina natondro ny dingana rehetra, natomboka amin’ny fitsidihana ireo mpiompy tsotra izany, miara-miasa amin’ny orinasa Socolait hatramin’ny taona maro, nefa tsy manao ny ronono ho […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 70666

Trending Articles