Quantcast
Channel: Newsmada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 70666

Seranan-tsambon’i Toamasina: 192 ireo entana hatao lavanty tolotra ho an’ny rehetra

$
0
0
Nanambara mazava ny reseveran’ny seranan-tsambon’i Toamasina, Ramaherison Tolojanahary sy ny vadintany, Rasamimaka Mahefalahy, fa hatao lavanty ny 9, ny 10 ary ny 11 jolay ho avy izao, ireo entana tapitra fetr’andro tsy navoakan’ny tompony ao amin’ny seranan-tsambo. Hampahafantarina ny rehetra amin’ny alalan’ny peta-drindrina izany any amin’ireo biraom-panjakana rehetra, miaraka amin’ireo lisitry ny entana miisa 192. […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 70666

Trending Articles