![]()
« Tsy manao fifanarahana politika ny CFM, satria tsy olon’ny politika izahay. Ny mpanao politika no mpisehatra amin’ny politika. Mampihavana izahay rehefa misy disadisa, miezaka mampifanatona sy mampifampidinika ambony latabatra ny olona amin’izany izahay. » Izay ny fanazavan’ny mpikambana eo anivon’ny Komitin’ny fampihavanana malagasy (CFM), i Jean, momba ny fanohizan’ny CFM ny asa fampihavanana. Tsy manana hevitra […]